|
|
|
|

Teny iditra1 fanatsatsika
Fototeny  2tsatsika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manatsatsika, mitono hena eo ambony afo.
5Azo atsatsika, azo atono eo ambony afo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12