|
|
|
|

Teny iditra1 fitsatsihana
Fototeny  2tsatsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny hena natsatsika, izany hoe natono na natsikanina; fitsikaninana.
5Famindroana eo akaikin' ny afo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12