Teny iditra | trambo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Perfidie, malheur, conséquence funeste [1.3] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | trambo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely maro tongotra misy poizina ny kaikiny [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le cent-pieds [1.3] | ||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny trambo io | ||||
Fivaditsoratra | trambo, tromba |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23 |