|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rano trambo |
| Singan-teny | 2rano, 3trambo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy;
[2.996#]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|