|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ladinintrambo |
| Singan-teny | 2ladina, 3trambo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6espèce d'urticaire oblongue.
[1.54] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8fadiditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|