Teny iditra | tokandia | |
Singan-teny | tokana ; dia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Autre nom du songomby, tout animal solip [...] [tohiny 1.54] | |
Ohatra | Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia.
[2.5] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tovy hevitra | songomby | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tokandia io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |