Teny iditra | tehezana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny taolana tsirairay amin' ny tratran' ny olona sy ny biby. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The side by the ribs; a rib [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le côté; une côte, une côtelette [1.8] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | ila ~ takiba | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tehezana io | |||
Fivaditsoratra | hetezana, tehezana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23 |