|
|
|
|

Teny iditra1 mandatehezana
Singan-teny  2manda, 3tehezana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fitambaran' ny antoko politika maro manambatra ny heriny eo anoloana toe-java-tsarotra diavin' ny firenena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6front. [1.13]
Voambolana  7 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11