Teny iditra |
sakaiza manody
|
Singan-teny | sakaiza ; manody |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faux ami, traître, homme perfide [1.196]
|
Ohatra | Sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa.
[2.472]
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
sakaizamanody
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody.
[1.196]
|
Voambolana |
|