|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manody |
| Fototeny | 2tody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miverina amin' ny tena mano, mifotitra: Manodiava anao izao ~ Soa atao manodiava, ratsy atao monodiava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to fall back on one as punishment for evil done.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6retomber comme punition d'une faute.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 andomy, 14 Dimona, 15 dinamô, 16 mandio, 17 manody, 18 midona, midonà, 19 mindao, 20 mionda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|