Teny iditra | razana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo Ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | An ancestor [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Les ancêtres, les aïeux [1.3] | ||||||
Ancêtres [1.54] | |||||||
Ancêtre [1.8] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Zanakanarana | |||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny razana io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Teny iditra | razaña | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Zaran' antsy, ets. [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | nazara, razana, zarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |