|
|
|
|

Teny iditra1 misavi-drazana
Singan-teny  2misavika, 3razana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5(taloha) nilazana ny lehilahy ambany firazanana nitady haka vady ambony firazanana noho izy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12