|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andevon-drazana |
| Singan-teny | 2andevo, 3razana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération.
[1.3] |
| Ohatra |
6 raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby
[2.48]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|