|
|
|
|

Teny iditra1 zarana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tahon-javatra andraisana azy: Zaran' angady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a handle, a haft, as for a hammer or a spade. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5poignée, manche. [1.8]
Mpanahaka  6 harana, 7 taho, 8 tango
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 nazara, 11 razaña, razana, 12 zarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03