Teny iditra |
rahampitso
|
Singan-teny | raha ; ampitso |
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso
[1.2]
|
| Tomorrow [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Demain [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao?
[2.471]
|
2 | Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Ohabolana |
|