|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ny |
| Sokajin-teny | 2 mpanoritra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[ñy]
3ny.
[Bezanozano]
[1.78] 4Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: Ilaina ny vola. 5/ Mendri-tsazy ny mpianatra kamo.. 6Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba.. 7Azo atao indraidray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy.. 8Azo atao eo alohan'ny teny hafa noho ny anarana izay ampiasaina ho toy ny anarana: Manaova ny marina, manaja ny ianao fa maniratsira kosa ny ialahy. 9Sarotra ny mitondra olona. 10Manembona ny any izy dia malahelo.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11the.
[1.2, 1.7] 12Compare iny. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13le, la, les..
[1.3#453, 1.5, 1.8] 14Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, sire, de partir aussi.. [1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 -ny |
| Sokajin-teny | 17 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina: Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony.
19/ Tsy azony izany.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it..
21Tranony [trano]. 22His, her, its or their house.. 23Lasany [lasa]. 24Taken by him, her, it or them.. 25When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra in the third person singular or plural and used absolutely, the whole syllable -ka or -tra is rejected before the -ny is added.. 26Satrony [satroka]. 27His, her, its or their hat or hats.. 28Tongony [tongotra]. 29His, her, its or their foot or feet.. 30It is usual to elide the y of this word when followed by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: Tranon'ny olona: a person's house. 31Lazain'ny raiko: told by my father.. [1.2] 32his, her, its. 33their ; by him, by her, by it, by them.. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles.
35Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, son maître, leur maître. 36Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. 37Amboniny: au-dessus de lui.. 38Terminaison euphonique. 39Farany: la fin. 40Tobia rainy: Tobie le père. 41Radama rainy: Radama I.. [1.3] 42De lui, d'eux, d'elles. 43Par lui, par eux, par elle, par elles.. [1.5] 44à lui, à elle, à eux; son, leur; fait par lui, par elle, par eux.. [1.8] |
| Mpanahaka | 45 azy, 46 izy |
| Kamban-teny rehetra | 47Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
48 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|