|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 azy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ trano amoron-dalana itỳ?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4Him, her, it, them; his, hers, its, theirs.
5Accusative and possessive case of izy.. [1.2] 6him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Lui, elle, eux, le, la; à lui, à elle, à eux; c'est son tour ou leur tour.
8Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair. 9Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas. 10Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui. 11Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour d'aller chercher de l'eau aujourd'hui. 12Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à l'amende.. [1.3] 13Lui, elle, eux, à lui, à elle, à eux.. [1.5] 14lui, elle, les; à lui, à elle, à eux.. [1.8] |
| Mpanahaka | 15 izy, 16 ny |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 26 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 19 azy, 20 iza, 21 zay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|