Teny iditra | maloiloy (loiloy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ta handoa, maivivy, misalebolebo Tsy tia: Maloiloim-pihavanana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avoir des nausées [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | maivivy ~ manamonaina ~ milebolebo ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalebona ~ misolebileby | |
Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ masinaty ~ mihoaka ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maloiloy io | |
Fivaditsoratra | maliolio, maloiloy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |