|
|
|
|

Teny iditra1 mihoaka
Fototeny  2hoaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa.
5Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6faire des efforts pour vomir. [1.54]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Voambolana  10 Fahasalamana
Tovy hevitra  11mihoakoaka
Mpanahaka  12 dimpoana, 13 fenofeno, 14 maivivy, 15 maloiloy, 16 manamonaina, 17 masinaty, 18 misalebolebo, 19 misalembona, 20 misalobona, 21 misolebileby, 22 salontsolonina, 23 salosonina, 24 tahandoa

Fivaditsoratra  25 ahimoka, 26 komahay, 27 mihaoka, 28 mihoaka, 29 mikaoha, 30 miohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02