|
|
|
|

Teny iditra1 milebolebo
Fototeny  2lebolebo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Ta-handoa, mahatsiaro ho maloiloy, mivivy toy ny ta handoa.
5(Ny fiteny matetika dia ny hoe misalebolebo). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6avoir des nausées. [1.54]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Voambolana  10 Fahasalamana
Tovy hevitra  11maivivy, maloiloy, manamonaina, misalebolebo, misalebona, misalembona, misolebileby
Mpanahaka  12 dimpoana, 13 fenofeno, 14 masinaty, 15 mihoaka, 16 salontsolonina, 17 salosonina, 18 tahandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02