|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masinaty |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Misy fofona miverina avy any amin' ny vavony, toy ny maimbo rezatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4avoir des renvois d'estomac.
[1.54] |
| Voambolana | 5 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 6 dimpoana, 7 fenofeno, 8 maivivy, 9 maloiloy, 10 manamonaina, 11 mihoaka, 12 misalebolebo, 13 misalembona, 14 misalobona, 15 misolebileby, 16 salontsolonina, 17 salosonina, 18 tahandoa |
| Fivaditsoratra | 19 atsimina, 20 manitsia, 21 masinaty, 22 maty sina, 23 mitanisà, mitanisa, 24 mitsiaña, 25 samainty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|