Teny iditra | lasiroa (ila, sy, roa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany hoe 0,50 Fr na 50 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as ilasiroa [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Deux voamena et demi [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Fivaditsoratra | alasiro, asalory, asilaro, lasiroa, saroaly |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |