|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilasiroa |
| Singan-teny | 2ila, 3roa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[roa, two.] fivepence ; lit.
7one half and two (twopences). 8Pronounced lasiroa.. [1.2] |
| Ohatra |
9 Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any.
[2.5#]
|
| Voambolana | 10 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Tsipelina hafa | 11lasiroa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|