Teny iditra |
kasoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Farim-peo [1.78]
|
|
Teny iditra |
kasoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisafoana mandalo dia izay, kasika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of rubbing, or of rubbing against something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de frotter [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kasoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de kasaka : action de frotter énergiquement, de réduire en poudre).
Grains de haricots qu'on écrase en poudre à laquelle on ajoute du sel et des aromates.
On en fait ensuite une sorte de purée, de brouet.
[1.196]
|
Voambolana |
|