|
|
|
|

Teny iditra1 kinasoka
Fototeny  2kasoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voakasoka, kasohina: Nokinasony tamin' ny arim-bilany ny akanjony ka tezitra reniny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5frotté contre, remué dans: Nokinasoky ny arim-bilany ny patalohako (Mon pantalon à frotté contre la suie). [1.3#316]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9kinasoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12