|
|
|
|

Teny iditra1 afokasoka
Singan-teny  2afo, 3kasoka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety.
6voan' afokasoka: ny singany tsirairay.
7tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra.
8tranon' afokasoka: ny fitoerany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9[kasoka, rubbing.] matches.. [1.2]
10a match. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11allumette. [1.8, 1.13]
Ohatra  12 Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11