|
|
|
|

Teny iditra1 itỳ
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ.
4/ Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5this quite close (in sight). [1.7]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 7 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08