|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itikatra |
| Fototeny | 2itỳ |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikatra satroka itikatra.
5Aleoko lavitra itikatra. [1.1] |
| Tovy hevitra | 6itikitra |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 8 atikitra, 9 itikatra, 10 takaitry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|