|
|
|
|

Teny iditra1 itikitra
Fototeny  2itỳ
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra.
5Aleoko lavitra itikitra
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6this quite close (in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7celui-ci, tout près (visible). [1.8]
Ohatra  8 fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. [2.654#]
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12