|
|
|
|

Teny iditra1 izatỳ
Fototeny  2ity
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo.
5Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6celui ou celle qui est là-bas, ce qui est là-bas. [1.5]
Ohatra  7 ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny; [2.69#]
Tovy hevitra  8izato, izatony
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12