Teny iditra | ilasiroa | |
Singan-teny | ila ; roa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2] | |
Ohatra | Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any.
[2.5] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tsipelina hafa | lasiroa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |