Teny iditra | hary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | ny ho avin' ny mpamaritra ary | |||||||||||||||
Teny iditra | hary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Izany manko o! [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Indeed! Really! Is it so? [1.2] | |||||||||||||||
Teny iditra | hary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Accumulated possessions [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Biens accumulés [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Teny iditra | hary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Nonon' omby [1.78] | |||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |||||||||||||||
Teny iditra | hary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois : [Bara, Betsileo, Tanala] Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier). [Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Bridelia pervilleana, Bridelia pervilleana var. humbertii | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Teny iditra | hary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
[Taisaka] Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae) [Tandroy] Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Erythroxylum pervillei, Strychnos spinosa | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hary, hira, riha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |