|
|
|
|

Teny iditra1 mpihary
Fototeny  2hary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4générateur. [1.13]
Ohatra  5 Fa ny tenin' ny mpihary mipetraka amin'ny mpandova [2.588#]
6 Mandria ny vady, mandria ny zanaka, miharia ny mpihary [2.298#]
7 Mba ho afaka mihary ny mpihary sy hamboly ny mpamboly ka ho be ny harena sy ny sakafo [2.508#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 mpihary, 11 mpihira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02