|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 fihary |
| Fototeny | 2hary |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony.
[1.1] 5taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6glande.
[1.13] |
| Ohatra |
7 fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona.
[2.424#]
|
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 11 fihary |
| Fototeny | 12hary |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Fomba entina mihary, mitady.
[1.1] |
| Teny iditra (3/5) | 15 fihary |
| Fototeny | 16hary |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary.
[1.1] |
| Teny iditra (4/5) | 19 fihary |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21ompiana, fiompy.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 22 fihary |
| Fototeny | 23hary |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
25for omby, an ox, lit.
26wealth.. [Provincial] [1.2] |
| Fivaditsoratra | 27 farihy, 28 fihary, 29 fihira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|