Teny iditra | fitiavana (tia) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Love, affection, liking [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Amour, affection [1.8] | ||
Voambolana | Ontam-po | ||
Kamban-teny |
| ||
Zanakanarana | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitiavana io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |