Teny iditra | fialonana (alona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Jealousy [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | La jalousie [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Ontam-po | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fialonana io | ||||
Fivaditsoratra | faniloana, fialonana, fiolanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |