|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsiriritra |
| Fototeny | 2tsiriritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to covet.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6convoiter; désirer vivement.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ...
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12mangetaheta mitsiriritra |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|