Teny iditra | fangalampiery (ala, ery) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | alam-piery ~ fanalampiery | |
Tsipelina hafa | fangalam-piery | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |