Teny iditra | bambandrano | ||
Singan-teny | bambana ; rano | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany [1.62] | ||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||
Tovy hevitra | bambandranobe ~ bambandranomasina ~ oseana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |