|
|
|
|

Teny iditra1 bambandranomasina
Singan-teny  2bambana, 3rano, 4masina
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany. [1.62]
Voambolana  7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  8bambandrano, bambandranobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11