Teny iditra |
atsimo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
|
| The south [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sud [1.3, 1.8]
|
Ohatra | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
atsimo,
atsimony,
atsimon',
atsimon-,
atsimom- |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
atsimo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kely haja, mahantra [1.1]
|
|