|
|
|
|

Teny iditra1 atsimotsimo
Fototeny  2atsimo
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Nitsanga-malaina izy ka indry nihoatra ny tamboho sy nidina ao atsimotsimo ao [2.470#155]
5 Ary teny Andrafonarivo, havoana ery atsimotsimo ambony andrefan'iny tanety iny, dia nisy koa ojona nitobitoby nitazana [2.588#]
Voambolana  6 Toerana
Mpanahaka  7 andrefandrefana, 8 atsinanananana, 9 avarabaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31