|
|
|
|

Teny iditra1 anatsinomina
Fototeny  2anatsimo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be moved southwards.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Mpanahaka  10 anavaratina, 11 ankandrefanina, 12 atsinananina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31