|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ao |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao.
4Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io. 5Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen.
7Past, tao; future, ho ao. 8See any, eo.. [1.2] 9there (not in sight). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas.
[1.107#77] 11là (pas visible). [1.8] |
| Ohatra |
12 ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée)
[1.107#77]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 17 any, 18 ao, 19 ary, 20 aroa, 21 aty, 22 ato, 23 atsy, 24 eny, 25 eo, 26 ery, 27 eroa, 28 ety, 29 eto, 30 etsy |
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 32 -ao |
| Sokajin-teny | 33 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
34Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao.
35/ Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36thine, thy; by thee..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37-nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi.
38Ny masonao: tes yeux, vos yeux. 39Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. 40Alohanao: avant toi, avant vous.. 41Tu, toi, entre femmes. 42Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). 43Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là!. [1.3] 44De toi, par toi, de vous, par vous. 45Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom.. [1.3] 46De toi, par toi, de vous, par vous.. [1.5] |
| Mpanahaka | 47 nao, 48 anao, 49 ianao |
| Tsanganana sy sary iray takila |
50 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (3/3) | 51 ao |
| Sokajin-teny | 52 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
53teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy!.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|