|
|
|
|

Teny iditra1 anao
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3ianao. [Tanala] [1.78]
4Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Thee, thine, you, yours.
6Accusative and possessive case of hianao.
7(Fiji angao.). [1.2]
8you (singular, as object); yours. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Toi, te, à toi, à ton tour.
10Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas.
11Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi.
12Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin.
13Anao ho anao izany: c'est votre affaire.. [1.3]
14Te, toi.. [1.5]
15vous (singulier - objet); vôtre.. [1.8]
16Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier).. [Tanala]
171.
18(sujet): tu, toi..
192.
20(complément): te, à toi.
21Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés. [1.6]
Ohatra  22 Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako. [2.470#]
23 Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#]
24 Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#]
Mpanahaka  25 ianao, 26 nao
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 8 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  28 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08