Teny iditra | ankikely | |
Singan-teny | anky ; kely | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Auriculaire [1.66] | |
Ohatra | Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
[2.436] | |
Voambolana | Haiaina | |
Manontolo | ||
Anaran' akora mamorom-batana | ||
Tsipelina hafa | ankihikely | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |