|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 anky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tranainy kokoa noho ny anky. [1.10#A309]
4Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5La largeur d' un doigt. [2.415]
Ohatra  6 Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky. [2.436#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  8 Toerana
Tsipelina hafa  9ankihy
Tovy hevitra  10eranky, voantondro
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)12 anky
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14tondro, ankibe (rantsana). [Bezanozano] [1.78]
Voambolana  15 Haiaina
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)17 anky
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha. [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)30 anky
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny frantsay  32Crotalaria ibityensis R.
33Vig.
34& Humbert (Fabaceae).
35Voir angeafotsy.. [Bara] [1.196]
Voambolana  36 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  37 anky, 38 kina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11