Teny iditra |
andriambavilanitra
|
Singan-teny | andriana ; vavy ; lanitra |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. [1.2]
|
Ohatra |
1 | Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
[2.296]
|
2 | Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny Andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka.
[2.528]
|
|
Voambolana |
|