Teny iditra |
takariva
(hariva)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | About dusk. [1.2]
|
| Twilight, the late afternoon A late afternoon party [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir [2.415]
|
| Crépuscule du soir Réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi [1.8]
|
Ohatra |
1 | Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra;
[2.324]
|
2 | Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy.
[2.470]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Takariva
|
Sokajin-teny | anarana (gazety)
|
Mpanoratra | |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|