|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takariva mahatsara vahiny |
| Singan-teny | 2takariva, 3mahatsara, 4vahiny |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ilay takariva mitarataratra somary menamena iny ka toa mahatonga ny salovan-tavan' ny vahiny hahafinaritra jerena.
[1.1] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Mpanahaka | 8 andromahatsaravahiny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|